Trondro poizina

Nampidirin'i tiatsiky | 18 Mar, 2008

Faly miarahaba anareo!

misôtra fa kay nety lay andrana.Ity oa mba misy vao avy aty F/tso akôtran'le Pasteur Maiol. Nisy nividy trondro maina ( la morue) teny Anjoma teny, olona avy any ambanivohitry F/tso io, kay le trondro efa motraka be, tonga tany an-tanàna de nadrahona natao lôka, avy eo ny tsirony le izy hono narikivy be oatrany vinaigre de mbola nohanina iany, ze niinana retraretra narary kibo avko, nisy roa no namoy ny ainy ary betsabetsaka iany no mbola tsaboina eny am hopitaly Tambohobe amzao ftôna. Mampalaelo be le izy satri trondro kely iray kilao no nandrava ain'olona. Atao aôna ary mbola matin'ny sitrany ahay ny gasy, nefa nge reto tsika manankaren'e! saingy tsy aitsika ny mitrandraka azy hany ka manaonao fôna (hevitro manokana alou zany fa tsy haiko rah misy pour anzay nareo).

Mazto daôl e!   

Manandrana

Nampidirin'i tiatsiky | 17 Mar, 2008

Manaôna daôl e!

mba manandrana manokatra ny blaogy ko oa za de tsy aiko rah mba mety iany.Mba mangataka signe rah oatra ka mety.

Merci am fiaraha miasa.

Tonga soa tiatsiky!

Nampidirin'i tiatsiky | 17 Mar, 2008
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.